Entry | 1 sorapohy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy |
Explanations in French |
4 [1.13] sténographie |
Examples |
5 [2.4#] Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. |
Elementary words | 6 soratra, fohy |
Synonyms | 7 soratrandra |
Anagrams | 8 pihosora, saropohy, sorapohy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |