|
|
|
|

Entry1  hafohezana
Root  2  fohy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra fohy: Tsy afaka hiresaka be aho noho ny hafohezan' ny fotoana [1.1]
Explanations in English  5  shortness. [1.2]
Proverbs  6  Proverbs containing the word hafohezana

Anagrams  7  hafohezana, hanafoheza

Updated on 2023/01/20