Entry | 1 fohina |
Root | 2 foka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando 5 Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana 6 Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara [1.1] |
Explanations in English |
7 to be inhaled; to be absorbed [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fohina |
Anagrams | 14 fanohy, faohin, fohany, fohina, hafoin, hafoni, hafony, hanofy, hifona, hinofa, hofain, hofany, ifohan, nahifo, nifaho, nifoha, nihafo, nihofa, nohafi |
Updated on 2023/01/20 |