Entry | 1 fanafohezana |
Root | 2 fohy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy |
Explanations in English |
5 [3.1] acronym |
Explanations in French |
6 [1.13] abréviation, raccourcissement 7 [3.1] acronyme |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |