Entry | 1 fanalavana |
Root | 2 lava |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta |
Explanations in French |
5 [1.13] prolongation |
Updated on 2024/12/11 |