|
|
|
|

Entry1  Jonjilava
Elementary words  2  lava
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [3.1] David Jones
Examples  5  Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe Jonjifohy, satria fohy. [2.649#84]
Vocabulary  6  History: individuals
Antonyms  7  jonjifohy

Updated on 2024/12/12