|
|
|
|

Entry1  bibilava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany
Explanations in English  4  [1.2] A name for snakes.
Explanations in French  5  [1.54] nom générique de serpents
6  [1.13] serpent
Examples  7  [1.281] Nanitsaka bibilava masiaka va izy?
8  [2.48] ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety
Vocabulary  9  Zoology: (in general)
Elementary words  10  biby, lava
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  14  Proverbs containing the word bibilava
Article  15  Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07