|
|
|
|

Entry (1/2)1  manalava
Root  2  lava
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ?
5  Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro
6  Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [1.1]
Explanations in English  7  to lengthen [1.2, 1.7]
8  to prolong the time [1.7]
Explanations in French  9  allonger; prolonger, proroger [1.3, 1.8]
Examples  10  manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation) [1.3]
11  manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès) [1.3]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Entry (2/2)16  manala
Root  17  lava
Part of speech  18  imperative of active verb manalava [Full list]

Anagrams  19  analavam, manalavà, manalava

Updated on 2023/01/20