Entry (1/4) | 1 mandrindrina |
Root | 2 rindrina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin' ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina varavarana ny zafikeliko Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an' itý zaza itý tao an' efitra tao ka nitomany foana tao izy Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony |
Explanations in English |
5 [1.7] to close |
Explanations in French |
6 [1.8] fermer |
Examples |
7 Tsy nanome tsiny azy ireo aho ankehitriny fa mandrindrina ny fakam-panahy! [2.471] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 12 mandrindrina |
Root | 13 rindrina |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Enti-milaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy |
Entry (3/4) | 16 mandrindriña |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Sihanaka]
mandondona |
Examples |
19 Malaza ho be mpamosavy ny vohitra sasantsasany tsy maintsy lalovany ka nampitsangam-bolo azy roalahy isaky ny misy aloka iray mandrindrina. [2.470] |
Entry (4/4) | 20 mandrindrìna |
Root | 21 rindrina |
Part of speech | 22 imperative of active verb mandrindrina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Anagrams | 24 andrindrinam, mandrindrina, mandrindriña, mandrindrìna |
Updated on 2023/01/20 |