Entry | 1 rindrina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra 4 Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra 5 Enti-milaza koa ny tsy fivohana [1.1] |
Explanations in English |
6 the wall of a house [1.7] |
Explanations in French |
7 mur d'une maison, clôture [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word rindrina |
Anagrams | 20 arindrin, irindran, nandriry, narindri, nirindra, rindrain, rindrina, rinindra |
Updated on 2023/05/19 |