|
|
|
|

Entry (1/3)1  mirindrina
Root  2  rindrina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina
Examples  5  Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Entry (2/3)13  mirindriña
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Tambahoaka] manidintsidina

Entry (3/3)16  mirindrìna
Root  17  rindrina
Part of speech  18  imperative of active verb mirindrina [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]
Examples  21  Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/28