|
|
|
|

Entry (1/3)1  mirindrina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina
Examples  4  [2.996] Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina.
Root  5  rindrina
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Entry (2/3)13  mirindriña
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Tambahoaka] manidintsidina

Entry (3/3)16  mirindrìna
Part of speech  17  imperative of active verb mirindrina [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Examples  20  [2.996] Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao.
Root  21  rindrina

Anagrams  22  irindrinam, mirindrina, mirindriña, mirindrìna

Updated on 2025/04/19