Entry | 1 peta-drindrina |
Elementary words | 2 petaka, rindrina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (taloha) nilazana ny saridiseza amin' ny trano 5 [1.1][petadrindrina] (ankehitriny) taratasy apetaka amin' ny rindrina misy filazana ho an' ny be sy ny maro |
Explanations in English |
6 [1.2] A wainscot. See saridiseza |
Explanations in French |
7 [1.13] affichage |
Examples |
8 Eny amin' ny arabe, na aiza na aiza, misy petadrindrina maneso ireo relijiozy lahy sy vavy. [1.369#] 9 Ny volana febroary dia efa nasiana petadrindrina lehibe tamin' ny toerana nanavanana teo an-tanàna. [2.356#] |
Updated on 2024/08/13 |