Entry | 1 petaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisaka, tsy mivohitra fa mitovy tantana amin' ny manodidina: Orona petaka Fandraiketana zavatra roa na maro mba hikambana tsara: Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo. |
Explanations in English |
4 [1.2] 5 [1.7] flat |
Explanations in French |
6 [1.8] plat |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word petaka |
Anagrams | 24 |
Updated on 2025/01/21 |