|
|
|
|

Entry1  kopetaka
Root  2  petaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be.
5  [1.62] enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity
Explanations in French  6  [1.3] large, plat, aplati, se dit du pied
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Names :

Updated on 2025/01/21