Entry | 1 peta-drindrina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (taloha) nilazana ny saridiseza amin' ny trano 4 [1.1][petadrindrina] (ankehitriny) taratasy apetaka amin' ny rindrina misy filazana ho an' ny be sy ny maro |
Explanations in English |
5 [1.2] A wainscot. See saridiseza |
Explanations in French |
6 [1.13] affichage |
Examples |
7 [1.369#] Eny amin' ny arabe, na aiza na aiza, misy petadrindrina maneso ireo relijiozy lahy sy vavy. 8 [2.356#] Ny volana febroary dia efa nasiana petadrindrina lehibe tamin' ny toerana nanavanana teo an-tanĂ na. |
Elementary words | 9 petaka, rindrina |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |