Entry | 1 vodirindrina |
Elementary words | 2 vody, rindrina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 [1.7][vody rindrina] the base of a wall |
Explanations in French |
5 [1.8][vody rindrina] fond d'un mur 6 [1.13] soubassement du mur |
Examples |
7 vodirindrina no itampifiany [2.470#151] 8 Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin' ny mpifanolo-bodirindrina aminy [1.1#651] 9 ary ny vodirindrina tandrifin' ny ipetrahan' ny mpinona dia loahany kely hiboroaka any alatrano. [2.857#] |
Vocabulary |
10 Economy: buildings, public works |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |