|
|
|
|

Entry (1/2)1  lavaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany
Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy
Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo
Explanations in English  4  [1.2] a hole, a cave, a den. See loaka, zohy
5  [1.7] a pit, a hole, a cave
Explanations in French  6  [1.8] trou, fosse, caverne
7  [1.13]
Examples  8  [2.606#] Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka.
9  [2.117#] lavaka kely izy ireny teo am-piandohana.
10  [2.117#] Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka.
11  [2.59#] Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io;
Vocabulary  12  Geography: (in general)
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Names :
19  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  52  Proverbs containing the word lavaka
Quotes  53  Texts mentioning lavaka
Illustrations 
54  55  56 
57  58  59 

Entry (2/2)60  lavaka
Part of speech  61  noun
Explanations in French  62  [1.196] (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [Betsimisaraka]
63  [Bezanozano]
Vocabulary  64  Botany

Anagrams  65  kalava, lavaka, valaka

Updated on 2025/03/30