Entry | 1 antsipilavaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka |
Explanations in English |
4 [1.2] [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance. |
Vocabulary |
5 Game |
Elementary words | 6 antsipy, lavaka |
Synonyms | 7 tsipilavaka |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |