Entry | 1 tsipilavaka |
Elementary words | 2 tsipy, lavaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka |
Examples |
5 Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. [2.332#] |
Vocabulary |
6 Game |
Synonyms | 7 antsipilavaka |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |