|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsipy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Bara] fafy, famafasana
Compound words 

Entry (2/2)7  tsipy
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana
Explanations in English  10  [1.2] a throwing
Explanations in French  11  [1.13] jet; projeté, projection, projetante
12  [1.196] action de jeter, de lancer
Examples  13  Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292]
14  tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270]
Vocabulary  15  Botany
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Other spellings  21  tipy
Compound words 

Anagrams  34 

Updated on 2025/01/21