Entry | fanipazana (tsipy) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitorahana: Fanipazana fonjam-by Fanariana: Tsy misy azo atao afa-tsy ny fanipazana ny zavatra toy itony any anaty fako [1.1] | |
Explanations in French | Projection. 1.13] | [|
Synonyms | fanipy | |
Anagrams | fanapizana, fanipazana |
Updated on 2023/01/20 |