Entry | 1 tsipazana |
Root | 2 tsipy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy |
Examples |
5 Hahazo ny anjarany izay zazabodo an' ny hafa mitanintanina fa ny alika aza, hono, tsipazana sao ananan-tsiny, mainka fa ny olona. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tsipazana |
Updated on 2024/12/11 |