|
|
|
|

Entry1  tsipazana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy
Examples  4  [2.470] Hahazo ny anjarany izay zazabodo an' ny hafa mitanintanina fa ny alika aza, hono, tsipazana sao ananan-tsiny, mainka fa ny olona.
Root  5  tsipy
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word tsipazana

Updated on 2024/12/11