Entry (1/2) | 1 manipy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany! Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao |
Explanations in French |
4 [1.13] lancer |
Examples |
5 [2.587#] Koa manipy teny aminareo izahay; 6 [1.437#] Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. 7 [2.117#] Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. |
Root | 8 tsipy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 manipy |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Tambahoaka, Bara]
mamafy (voa ) |
Root | 18 tsipy |
Anagrams | 19 ampiny, manipy, mipany, mpinia, niampy |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |