Entry | 1 mamafy |
Root | 2 fafy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manao fafy [Taisaka]
[1.78] 5 Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara 6 Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany 7 Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [1.1] 8 manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [1.13] |
Explanations in English |
9 to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [1.2] |
Explanations in French |
10 semer [1.13] |
Examples |
11 Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. [2.245#] |
Vocabulary |
12 Economy: agriculture |
Morphology |
|
Synonyms | 17 manely, mampiely, manapariaka, manaparitaka, manahaka, mampihahaka |
Compound words |
|
Anagrams | 21 mamafy, mifama |
Updated on 2023/01/20 |