Entry (1/2) | 1 manahaka |
Root | 2 hahaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
[mañahaka] manofa (vary, kafe, ets) 5 [1.1] Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika |
Explanations in English |
6 [1.7] to scatter, to disperse |
Explanations in French |
7 [1.8] disperser, éparpiller |
Examples |
8 Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285#] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 mañakake |
Entry (2/2) | 14 manahaka |
Root | 15 tahaka |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/21 |