Entry |
tahaka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
|
| Dika mitovy [1.13]
|
Explanations in English | Like, similar to [1.2, 1.7]
|
| As [1.2]
|
Explanations in French | Semblable, pareil [1.8]
|
| Copie [1.13]
|
Examples |
1 | ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
[2.324]
|
2 | Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada?
[2.470]
|
3 | Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Simple : |
tahaka,
tahaky,
taha- |
Imperative : |
tahafa |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
tahàka
|
Part of speech | preposition
|
Compound words |
|
|
Entry |
ta-haka
|
Elementary words | ta ; maka |
Part of speech | locution
|
|