Entry | 1 tahafina |
Root | 2 tahaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1] |
Explanations in English |
5 to be imitated [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on imite [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 fahitana, fitahana, tahafina |
Updated on 2023/01/20 |