Entry 1/2 |
fanahafana
(hahaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka [1.1]
|
Explanations in French | L'action de disperser, d'éparpiller, le lieu [1.3]
|
|
Entry 2/2 |
fanahafana
(tahaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1]
|
Explanations in French | L'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler [1.3]
|
| Similitude. [1.13]
|
|