Entry | 1 tinahaka |
Root | 2 tahaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 tahafina, itovizana: Iza àry no notinahak' ity zaza ity [1.1] |
Explanations in French |
5 à qui ou à quoi on a ressemblé, à qui ou à quoi l'on a rendu semblable [1.3#644] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voatahaka |
Anagrams | 10 hatakany, hatanika, hitanaka, nihataka, tahàka ny, tinahaka |
Updated on 2023/01/20 |