|
|
|
|

Entry (1/3)1  tahaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity!
4  [1.13] dika mitovy
Explanations in English  5  [1.2#599, 1.7] like, similar to
6  [1.2#599] as
Explanations in French  7  [1.8] semblable, pareil
8  [1.13] copie
Examples  9  [2.324] ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
10  [2.470] Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada?
11  [2.472] Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
Morphology 
12  Simple :
13  Imperative :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word tahaka

Entry (2/3)27  taka
Part of speech  28  preposition [Full list]
Compound words 

Entry (3/3)31  ta-haka
Part of speech  32  locution
Elementary words  33  ta, maka

Anagrams  34  ahatak, hakata, hataka, tahàka, ta-haka, tahaka

Updated on 2025/04/14