|
|
|
|

Entry (1/3)1  taha-
Part of speech  2  morphological form of tahaka

Entry (2/3)3  taha
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [1.78] [Taisaka] fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha
6  [1.1] Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita
Explanations in English  7  [1.7] a payment of compensation; a comparison
Explanations in French  8  [1.8] compensation, dédommagement : comparaison
9  [1.13] taux
10  [1.196] (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles.
Vocabulary  11  Botany
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)19  taha
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Tambahoaka] fitsaboana
22  [1.13] fitsaboana
Explanations in French  23  [1.13] soin
Vocabulary  24  Health
Compound words 

Anagrams  26 

Updated on 2025/01/28