Entry | 1 mampitaha |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? |
Explanations in English |
4 [1.7] to compare one thing with another |
Explanations in French |
5 [1.8] comparer, faire confronter |
Examples |
6 [1.379#] Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany. |
Root | 7 taha |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mampitaha |
Anagrams | 12 ampitaham, mahatampy, mampahita, mampitaha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |