Entry (1/3) | 1 fanahana |
Root | 2 ahana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka |
Entry (2/3) | 5 fanahana |
Root | 6 haha |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka) |
Explanations in French |
9 [1.3#204] L’action de délier, de démonter, de dévisser |
Entry (3/3) | 10 fanahàna |
Root | 11 taha |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] fanomezana zavatra hatao taha na onitra |
Explanations in French |
14 [1.3#643] l'action de donner une compensation, le motif |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |