Entry (1/4) | 1 manaha |
Root | 2 haha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanosy]
mamaha, manala fatotra, miempo 5 [1.1] Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina Manasaratsaraka: Manaha kofehy Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy Mandrava: Manaha famantaranandro |
Explanations in English |
6 [1.2] to untie, to unloose. |
Explanations in French |
7 [1.3] délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté |
Examples |
8 koa izay mamoifo no manaha [2.857#] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 13 manaha |
Root | 14 taha |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Manome zavatra hatao taha na onitra |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 21 manahà |
Root | 22 haha |
Part of speech | 23 imperative of active verb manaha [Full list] |
Entry (4/4) | 24 manahà |
Root | 25 taha |
Part of speech | 26 imperative of active verb manaha [Full list] |
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/28 |