Entry | 1 ampitahaina |
Root | 2 taha |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be compared [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on compare [1.8] |
Examples |
7 Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny? [2.245#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ampitahaina, ampitahanay |
Updated on 2023/01/21 |