Entry |
mitaha
(taha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra) Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1]
|
Explanations in English | To be compared, to compare oneself [1.7]
|
Explanations in French | être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mitaha |
Past : |
nitaha |
Future : |
hitaha |
Imperative : |
mitahà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mitaha
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
mitady
[1.78]
|
|
Entry |
mitaha
(taha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Tambahoaka]
mitsabo
[1.78]
|
| [Sihanaka, Taisaka]
Mitsabo marary [1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
mitahà
(taha)
|
Part of speech | imperative of active verb mitaha
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|