Entry (1/2) | 1 mitady |
Root | 2 tady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita 5 Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1] |
Explanations in English |
6 to seek, to look for [1.7] |
Explanations in French |
7 chercher [1.8] |
Examples |
8 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#] 9 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mitady |
Entry (2/2) | 20 mitady |
Root | 21 tady |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in Malagasy |
23 vita tady [1.1] |
Explanations in English |
24 twisted [1.2] |
Anagrams | 25 aditim, dimaty, ditiam, madity, mitady |
Updated on 2023/06/18 |