Entry | 1 mizaha |
Root | 2 zaha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa 5 [1.78] [Bezanozano] mijery 6 [1.78] [Sihanaka] mijery, mitazana, mitady |
Explanations in French |
7 [1.3] Regarder, considérer, chercher; sonder |
Examples |
8 ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro; [2.59] 9 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528] 10 Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. [2.366] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word mizaha |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/28 |