|
|
|
|

Entry1  mizaha tavan' olona
Elementary words  2  mizaha, tava, olona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  miangatra; mifidifidy olona ka mampiseho fiangarana indrindra raha misy tombontsoa zaraina [1.1]
Explanations in French  5  Partial, qui fait acception de personnes [1.3]
Synonyms  6  mijery tavan' olona

Updated on 2023/05/14