|
|
|
|

Entry1  olona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona
Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany
Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay
Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô!
Explanations in English  4  [1.2] a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.]
5  [1.7] a human being, man; someone
Explanations in French  6  [1.8] homme, personne; quelqu'un
Examples  7  Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499]
8  Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48]
9  Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472]
10  ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48]
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Passive verbs :
13  Names :
Analogs  14  olom-banona, fototr' olona, olom-boantsongo, tsongoin' olom-bolo, manam-panahy, voahangy tsy arahin-katina, heni-kaja, tsy voavidim-bola, androvo, faikan' olona, lamokan' olona, tsaikan' olona, fatritran' olona, farafaikan' olona, karin' olona, abilin' olona, kitoatoan' olona, alikan' olona, olona tsy vanona, amboan' olona, fakon' olona, kolokolon' olona, bandro, amboafitritra, fotsy fanahy, olona lany hasina, olona lany henatra, olona tsy manjary, olona tsy vaky atatra, olona tsy vaky afero, tsy valahara, afa-baraka, afa-boroka, tsy manan-kenatra, olona mamoa fady, mavoin-tena, tsy misangy hajan-tena, mialabara-tena, maniva tena, manary ilo mby an-doha
Compound words 
Phytonyms 
Titles  175  Ilay Olona faha-8 (Rapatsalahy Paul)
176  Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  177  Proverbs containing the word olona
Article  178  Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Anagrams  179 

Updated on 2025/01/21