|
|
|
|

Entry1  olon-dratsy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo olona tsy menatra, tsy mitana ny marina ary mety hahafaty ny aina, toy ny mpamosavy, mpangalatra... Ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona
Explanations in French  4  [1.3] sujet méchant
Elementary words  5  olona, ratsy
Proverbs  6  Proverbs containing the word olon-dratsy

Updated on 2024/12/07