Entry | 1 tetezan' olona |
Elementary words | 2 tetezana, olona |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany |
Explanations in French |
5 [1.3] courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew |
Updated on 2024/12/07 |