|
|
|
|

Entry1  bibiolona
Elementary words  2  biby, olona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty [1.1]
Examples  5  Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina. [2.895#]
6  Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117#]
Analogs  7  bibyolona, bibinolona, olonabiby
Compound words 

Anagrams  9  bibiolona, biby olona, olona biby

Updated on 2023/06/17