Entry | manao entan' olo-malaina | |
Elementary words | manao ; entana ; olona ; malaina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo [1.1] | |
Synonyms | manao entan' ny malaina | |
Updated on 2023/05/23 |