|
|
|
|

Entry1  malaina
Root  2  laina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] kamo, tsy mety
5  [1.1] Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana
Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra
Explanations in English  6  [1.2] lazy, idle, sluggish; unwilling
7  [1.7] lazy, indifferent, unwilling; having no appetite
Explanations in French  8  [1.3] qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux
9  [1.8] paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word malaina

Anagrams  19  alamany, alamina, amalany, amalian, lamaina, malaina, mianala, namaila, namalia

Updated on 2023/05/24