|
|
|
|

Entry1  malai-mody
Elementary words  2  malaina, mody
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  nanondroan' ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?) [1.1]
Explanations in French  5  qui ne se soucie pas de revenir chez lui, de rentrer dans son pays [1.3]
Proverbs  6  Proverbs containing the word malai-mody

Updated on 2023/05/24