Entry | 1 mody |
Root | 2 ody |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
miverina 5 [1.1] Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo |
Explanations in English |
6 [1.2] to go home, to return home; to pretend to be what one is not. 7 [1.7] to go home, to return; to change into something else; to pretend |
Explanations in French |
8 [1.8] rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 39 Alahelo mody hery (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo)) |
Proverbs | 40 Proverbs containing the word mody |
Anagrams | 41 |
Updated on 2025/01/21 |