|
|
|
|

Entry1  miverina
Root  2  verina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao?
tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e!
mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela!
mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy
manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany!
miherina: Miverina indray ity ny lohataona!
mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana
Explanations in French  5  [1.3] revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit
Examples  6  niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3]
7  tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word miverina

Updated on 2024/12/24